|
|
|
|

Entrée1  tsy misatry fanahy
Mots élémentaires  2  tsy, misatry fanahy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo
Exemples  5  nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Antonymes  6  misatryfanahy

Mis à jour le 2024/12/12